Ataovy ny tranoko

Ataovy ny tranoko dia hotahiako Hianao

"Jehovah ô tiako ny tranonao dia ny fonenan'ny Voninahitrao!" 

(Sal 26:8)

 

 

 

 

vue de sud est Fpvm tsarahonenana

 

        Koa dia manantena ny fandraisanao anjara sy ny fahatongavanao, fa izay nataonao ho an'ny Tompo sy ny tranony, dia rakitra any an-danitra nefa koa hahazoana valisoa avy zato heny sy arivo tsy mana-pahataperana sahady ety an-tany, ary amin'ny andro ho avy dia FIAINANA MANDRAKIZAY.


       Raha misy koa ny fanazavana fanampiny tianao ho fantatra, dia azonao atao ny manatona mivantana na miantso Tél na manoratra amin'ny mailaka:

Ho anao izay te handrotsaka fanampiana dia

Ity ny numero de Compte ny Fiangonana

N° 115 313 601 0200

Association FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA

Antananarivo 101 MADAGASCAR

si vous faites un don 

Voici le Numéro de compte de notre Eglise

N° 115 313 601 0200

Association FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA

Antananarivo 101 MADAGASCAR



- Mpitandrina Pasteur ANDRIANTSOA Tahiana
                        Tél:
Mail: fpvmtsarahonenana@gmail.com
 

 

                                                                                  

Dia misaotra Tompoko!

3 votes. Moyenne 4.00 sur 5.

Ajouter un commentaire

 

Date de dernière mise à jour : 23/01/2018

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.