Vokatra Diakona sy fanokafana faha 10 taona

        Ny Diakona dia manasa antsika rehetra hanatrika sy handray anjara amin'ny anjara vokatra amin'ity taona ity. Koa manasa anao handray anjara amin'izany hetsika izany ho fanohana ny asan'Andriamanitra. Misy Billet amidy any amin'ny Mpikambana mikasika ny opération "Déjeuner emporté" izay atao. Hisy ihany koa ny Gala Evangelique lehibe amin'io fotoana io ihany koa.

Vokatra 1

        Marihina ihany koa fa ny Asabotsy 15 Juillet 2017 ihany koa ny vokatry ny GRAFIT, asaina isika fa misy ny billet any amin'ireo mpikambana "Opération Viennoiserie".

        Misaotra anao mialoha amin'ny fandraisana anjara tompoko.

        Ny Tompo anie hamaly fitia anao, sy hanonitra izay laninao rehetra. "Izay rehetra ataonareo dia ataovy hoan'ny Tompo".

R.R.

1 vote. Moyenne 4.00 sur 5.

Ajouter un commentaire

 

Date de dernière mise à jour : 05/07/2017

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.