Fanolorana

   

Je suis la vie

    Tonga ny fotoana tena hiverenantsika FPVM amin'ny LOHARANON'NY FINOANA dia ny SORATRA MASINA. Ny finoana dia avy amin'ny TORITENY ary ny toriteny dia avy amin'ny Tenin'i Kristy (Rom 10:17). Noho izany, AVERINA INDRAY NY FIANARANA SORATRA MASINA isaky ny Alakamisy amin'ny 9 ora maraina manomboka amin'ny Alakamisy 20 Janoary 2011 izao. Ny Lohateny na Theme amin'izany dia: "Iza marina moa ny Andriamanitra inoan'ny Kristiana?"

    Dia manasa ny mpianakavin'ny finoana rehetra hanatrika izany. Ny hitarika ny fampianarana dia ny Mpitandrina RANDRIANARISOA Jean Aimé

    Eto amn'y FPVM FIOMBONAN TSARAHONENANA ary ny fotoanantsika amin'ny Alakamisy 20 JANOARY 2011 izao amin'ny 9 ora maraina.

    Ny fampianarana SORATRA MASINA amin'ny Alakamisy 27 Janoary 2011 izao dia Pt Lai AH-THON Missionnaire.

1 vote. Moyenne 2.00 sur 5.

Ajouter un commentaire

 

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.