Handia làlana volamena

Handia lalana volamena, fanatenan'ny mino izay manara-dia an'i Kristy. Raiso ary ireto tantara kely mahafinafitra ireto ho vatsy an-dalana hahatogavana any amin'ny Tanàna sy Lalana tena volamena

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.