ILAY MPANDIDY TSY MINO AN’ANDRIAMANITRA

Hoy hono ity dokotera mpandidy iray sady nieboebo no naneso ilay tambanivohitra kristiana iray:

Betsaka ry ingahy ity izay olona nodidiako izay; fa mbola tsy nahita izay fanahy ao anatiny aho an!

Ny ahy koa, hoy ilay tambanivohitra, tsy taitra, efa nisinisy ihany izay vorona novonoiko izay fa mbola tsy nahita sifflet tao anatiny aho!

5 votes. Moyenne 2.60 sur 5.

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.