Club de Langues

 

Fitoriana ny filazantsara

 

                Miarahaba antsika rehetra!

"Mandehana any amin'izao tontolo izao ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra"

       Tonga ny fotoana hananganana amin'izay ny CLUB DE LANGUES izay efa tapaky ny Fiangonana rahateo fa atsangana eto amin'ny FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA. Noho izany dia miantso ireo izay efa manana traik'efa amin'izany sy ireo izay efa nandalim-pahaizana momba ny Tenim-pirenena frantsay, Anglisy ary Alemana (Mpampianatra, mpianatra, mpanabe) , hanao ny asan'ny LEADER, mba ho tonga eto amin'ny FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA amin'ny Alahady 6 Febroary 2011 izao amin'ny 3 ora sy sasany (aorian'ny fivavahana amin'ny teny frantsay)  hanatrika ny fihaonana voalohany! Taomy ny namana fa lasa isika izao ho amin'ny fitoriana ny filazantsara manerana izao tontolo izao!

       Manomboka amin'ny Alahady 16 Janoary 2011 izao dia efa misy Fiche zaraina eo am-baravarana azontsika raisina ary fenoina, dia averina amin'ny mpiandraikitra vonjimaika: Pt Jean Aimé; Pt Lai; Miss Alain; Mme Félicie.

Ny Mpiandraikitra nampita ny hafatra: Pt RANDRIANARISOA Jean Aimé

1 vote. Moyenne 4.00 sur 5.

Commentaires (3)

Ammie Sitraka
  • 1. Ammie Sitraka | 17/01/2011
Bjr daôly!
Faly be za fa tafasokatra tsara ty club de langue ty,, de mino aho fa hivoatra hatrany hatrany io club io e!! de Jesosy anie hitantana antsika rehetra,,, ok e,,,
ECOLE DU DIMANCHE EN FRANCAIS  FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA
  • 2. ECOLE DU DIMANCHE EN FRANCAIS FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA | 21/01/2011
coucou à tous!
QUE LA LUMIÈRE DE JÉSUS NOTRE GRAND FRÈRE LUISE EN CHACUN DE NOUS POUR APPORTER L' AMOUR, LA PAIX ET LA JOIE DANS NOTRE VIE!
tous les enfants de l' école du dimanche en français sont dors et déjà membres oh! chers leader!! nous sommes fin prêt pour vous encourager dans votre tâches!
soyez nos parents , éduquez nous! devenez nos professeurs, ..... oui!!! louez Dieu avec nous !!!
nous vous remercions de votre bonne volonté !
que Dieu vous regarde et vous garde!
à bientôt!

CLUB DE LANGUE  FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA
  • 3. CLUB DE LANGUE FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA | 15/03/2011
que la grâce de Dieu luise dans votre vie,
venez rejoindre tous vos amis tous les dimanche après le deuxième cultes , vers 11 heures,
et converser entre ami sur facebook ou envoyer des messages sur:
clubdelanguefpvmtsarahonenana @gmail.com

Jésus t' aime tant, et Il veut que tu parles différentes langues pour l' aider à prêcher l' évangile!

Ajouter un commentaire

 

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.