Mpiasan'ny fahasalamana

ANTSO

 

"Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay mampahery ahy"

(Fil 4:13)

 

ALLO DOCTEUR !

 

 

ANTSOINA NY MPIASAN'NY FAHASALAMANA REHETRA: MPITSABO, INFIRMIERS NA INFIRMIERES, SAGES FEMMES, NY PERSONNELS DE SANTE REHETRA MIVAVAKA ETO AMIN'NY FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA MBA HAMONJY NY FIHAONANTSIKA VOALOHANY HANANGANANA FIKAMBANANA HAMPANDROSOANA NY ASAN'ANDRIAMANITRA SY NY FIANGONANTSIKA. IZANY DIA HO TANTERAHINA AMIN'NY ALAHADY 30 JANOARY 2011 IZAO AMIN'NY 3 ora 30 mn (Aorian'ny fivavahana amin'ny teny frantsay) eto amùin'ny FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA. 

Manantena ny fahatongavantsika ho Voninahitr'Andriamanitra! 

Pasteur RANDRIANARISOA Jean Aimé

1 vote. Moyenne 5.00 sur 5.

Ajouter un commentaire

 

Date de dernière mise à jour : 28/07/2014

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.