Fianarana toriteny

 

Izaho no lalana

      Isaky ny ALAKAMISY amin'ny 4 ora folakandro ny FIANARANA TORITENY eto amin'ny FPVM FIOMBONANA TSARAHONENANA. Ny tanjona dia ny hahaizantsika mitory ny Tenin'Andriamanitra sy ny fahalalàna ny Baiboly, ary miaraka amin'ny Fianarana Soratra Masina ihany koa. Tongava fa mila anao JESOSY ary manantena anao ny Fiangonana!

27 votes. Moyenne 2.56 sur 5.

Commentaires (5)

RABEARIVELO Jean Marie
  • 1. RABEARIVELO Jean Marie | 26/01/2011
Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavan'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo!

Izaho dia te hianatra mitory teny nefa tsy afaka manatrika amin'ny fotoana hanaovana izany fampianarana izany koa miangavy raha azo atao no mamoaka ato anatin'ny Internet ireo fampianarana tahakan'ny fampianarana soratra masina.
Misaotra tompoko.
Amen!
ANDRIANARIJAONA Fidimalala
  • 2. ANDRIANARIJAONA Fidimalala | 10/06/2011
Maniry ny hianatra toriteny @ alaln'ny internet tahakan'ny fampianarana soratra masina, satria aty tany lavitra no misy ahy misaotra tompoko.
nathalie RAKOTOMAHENINA
  • 3. nathalie RAKOTOMAHENINA | 10/08/2011
Miarahaba tompoko,
maniry ny hianatra toriteny @ alalan'ny net tompoko.
Misaotra mialoha
stephan
  • 4. stephan | 17/08/2011
Izaho koa dia te hianatra mitory teny nefa tsy afaka manatrika amin'ny fotoana hanaovana izany fampianarana izany koa miangavy raha azo atao no mamoaka ato anatin'ny Internet ireo fampianarana tahakan'ny fampianarana soratra masina.
Misaotra tompoko.
Amen!
RAKOTONDRASOA Faly
  • 5. RAKOTONDRASOA Faly | 13/09/2011
Marobe ireo olona te hianatra mitory teny nefa betsaka ny olana (fotoana, fahalavitana,...). Koa raha azo atao dia aleo mba hisy ato anaty net.
Amen.

Ajouter un commentaire

 

Date de dernière mise à jour : 23/07/2014

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.