Vaovao

Ry havana mbola hampitomboina hoamintsika mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

Bonjour, bien venu sur le site FPVM Fiombonana Tsarahonenana.

Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny site FPVM Fiombonana Tsarahonenana. Mirary anao hahazo aim-panahy.